Entry | marena tokantrano | |
Elementary words | marèna ; tokantrano | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Teny firariana atao amin' ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany; firariana mba ho marina tsy ho voahozongozona ny fanambadiana [1.1] | |
Explanations in English | May your home life be true (a form in saluting newly married people) [1.2] | |
Vocabulary | Forms of Address | |
Updated on 2023/08/20 |